Ny BCNA Sab Nam dia maneho fisaorana manokana sy feno fankasitrahana ho an’ny Malagasy Miara-Miainga (MMM), noho ny fanohanana manokana nomeny ireo ankizy U14 nandritra ny Championnat National, izay natao teto Antananarivo ny 01 ka hatramin’ny 09 Aogositra 2026.