Actualités

Retour aux actualités
Fanehoan-kevitry ny Birao Politikan’ny Antoko MMM momba ny mangarahara amin’ireo raharaham-pitsarana goavana

Fanehoan-kevitry ny Birao Politikan’ny Antoko MMM mahakasika ireo raharaham-pitsarana goavana nahavoasaringotra ny mpitondra teo aloha, izay mbola tsy nahenoana tatitra hatreto. Ary manao antso avo amin’ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny mba hampanjaka ny mangarahara ary hanenjika araka ny lalàna ireo izay rehetra voarohirohy na iza na iza, mba tsy hisian'ny tsy maty manota!