Noely 2020
Faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny Noely Famonjena. Enga anie ny Tanindrazantsika mba hisitraka lalandava ny fahasoavana sy ny fitahian'ilay Mpamonjy. Ny Filohan'ny Antoko Malagasy...
Lire la suiteFaly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny Noely Famonjena. Enga anie ny Tanindrazantsika mba hisitraka lalandava ny fahasoavana sy ny fitahian'ilay Mpamonjy. Ny Filohan'ny Antoko Malagasy...
Lire la suiteAnisan'ny nandray anjara tamin'ny hetsika "Christmas garden" tao amin'ny Ibis Ankorondrano, izay notontosaina ny 17, 18 ary 19 Desambra 2020 teo ny Fikambanana Vehivavy Malagasy Miara-Miaing...
Lire la suiteAnisan'ny fampanantenana nataon'ny Kandida Loholona, lisitra Malagasy Miara-Miainga nandritra ny fampielezan-kevitra ny hanamboarana ny làlana izay mampitohy Kaomina maro ao amin'ny Distrika...
Lire la suite#malagasymiaramiainga | Faritra Analanjirofo - Mananara | Fifidianana Loholona - Fitsofan-drano ny kandida MMM.Tonga nihaona tamin'ireo mpikambana, ben'ny tanàna ary mpanolo-tsaina avy amin'...
Lire la suite#MalagasyMiaraMiainga | Fifidianana Loholona | Fampahafantarana ireo kandida eto amin'ny Faritany AntananarivoNampahafantarina an'ireo mpikambana sy mpifiidy lehibe eo anivon'ny antoko Malag...
Lire la suite#MalagasyMiaraMiainga | Fifidianana Loholona | Listra Antoko Malagasy Miara Miainga Antananarivo.Amin'ny maha antoko Politika mijoro ara-dalàna sy miaina ary miasa azy dia handray anjara ami...
Lire la suiteAntoko Malagasy Miara Miainga | Distrika Antananarivo Avaradrano sy Atsimondrano | Fizarana Masomboly sy zezika ho an'ireo Tantsaha Isan'ny fitsinjovana ihany koa ny vahoaka ny fanampiana az...
Lire la suiteMalagasy Miara Miainga | Toamasina | Fihaonana tamin'ny ben'ny tanana sy mpanolo-tsaina ary ny kandida Loholona Rehefa voapetraka teny amin'ny OVEC teto Toamasina ny antontan-taratasy filats...
Lire la suiteMiarahaba antsika rehetra nahatratra izao andron’ny Paska miavaka izao. Ny fihibohana dia azo heverina fa hafatra avy amin'Andriamanitra mba handinihantsika am-pitoniana ny adidy sy andraiki...
Lire la suiteIsaky ny 29 martsa dia mahatsiaro ireo ray aman-drenintsika niatrika ny tolom-panafahana nataony hanafahana ny firenena sy ny malagasy teo ambany vahoan’ny mpanjanaka isika. Ankehitriny miat...
Lire la suiteAraka ny fantantsika dia tafiditra eto amintsika io tsimok'aretina io ankehitriny, na dia efa nandray fepetra ary isika hisorohana ny fidirany teto Madagasikara. Sedra sy ady iraisan'izao to...
Lire la suiteToy ny fanao isan-taona dia tontosa ny 22 Febroary 2020 ny fambolen-kazo nataon'ny fianakaviamben'ny Antoko Malagasy Miara Miainga teny Fiaferana Avaradrano. Zanakazo miisa 2 600 isa s...
Lire la suite