22 JONA 2022 - FITSIDIHANA AN'AMBATOMENA
Tonga nitsidika ny Ben'ny Tanàna avy amin'ny Antoko Malagasy Miara-Miainga, Jean Jacques Andriatodisoa, lany tao amin'ny Kaominina Ambatomena - Distrikan'Antsirabe faharoa ny Filoha Nasional...
Lire la suiteTonga nitsidika ny Ben'ny Tanàna avy amin'ny Antoko Malagasy Miara-Miainga, Jean Jacques Andriatodisoa, lany tao amin'ny Kaominina Ambatomena - Distrikan'Antsirabe faharoa ny Filoha Nasional...
Lire la suiteToy ny tao Fenoarivo Antsinana dia nifanakalo hevitra tamin'ireo tanora, mpianatra ary mpampianatra avy ao amin'ny Oniverste Barikadimy ny Filoha Nasionaly Hajo Andrianainarivelo sy ireo Loh...
Lire la suiteNihaona tamin'ireo tanora, mpianatra ary mpampianatra tao Fenoarivo Atsinanana ny Filoha Nasionalin'ny MMM, Hajo Andrianainarivelo, sy ny Loholona lany tao amin'ny faritany Toamasina Sidonie...
Lire la suiteNamangy ny mpikambana Malagasy Miara-Miainga eto amin'ny Distrikan'i Betroka ny Filoha Nasionaly, Hajo Andrianainarivelo, miaraka amin'ireo solontena vitsivitsy avy amin'ny birao nasionaly.F...
Lire la suiteDans la série des assises régionales du parti Malagasy Miara-Miainga, l’assise régionale de la Région Vakinankaratra a pu se tenir le 29 et 30 avril 2022 à Antanifotsy grâce à un élan de sol...
Lire la suiteTeo ambany fitarihan'ny Filoha Nasionaly, Hajo ANDRIANAINARIVELO, dia nanolotra masomboly (vary sy tsaramaso) ho an'ireo mpikambana Malagasy Miara-Miainga ao amin'ny distrikan'Ifanadiana ny...
Lire la suiteThe executive committee of the party Malagasy Miara-Miainga held an internal consultation meeting regarding current political affairs, today Friday 11 March 2022 and concluded that the curre...
Lire la suiteNy Birao Politikan’ny Antoko Malagasy Miara-Miainga, rehefa nivory, nandinika sy nifanakalo hevitra mahakasika ny Raharaham-pirenena, androany Zoma 11 Marsa 2022 dia nahatsapa fa tsy feno in...
Lire la suiteManana lanja sy toerana lehibe ny Vehivavy eo anivon'ny Antoko Malagasy Miara-Miainga. Vehivavy Malagasy Miara-Miainga tao amin'ny kaominina ambanivohitr'i Antohobe, Distrikan'i Lalangina, M...
Lire la suiteVita soa aman-tsara androany ny fambolen-kazo izay nataon'ny Antoko Malagasy Miara Miainga teny Ambohijanaka. Tontosa nandritra izany ihany koa ny fanaovan-tsonia ny fiaraha-miasa eo amin'ny...
Lire la suiteAnkafaliana indray ny mizara amintsika rehetra ireo zava-bitan'ny Antoko Malagasy Miara-Miainga nandritra iny taona 2021 iny. Ho tohizantsika ny asa amin'ity taona 2022 ity. Ny tanjona? Dia...
Lire la suiteFaritra roapolo (20) miaraka amin'ny Faritra ANOSY izao no nahavita ny fikaonan-doham-paritry ny antoko Malagasy Miara-Miainga. Ny tsapa dia tsy nisy distrika latsaka fa voasolotena daholo n...
Lire la suite